|
|
|
|

Teny iditra1 lany ra
Singan-teny  2lany, 3ra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6anémié, dont le sang est épuisé. [1.3]
Tovy hevitra  7kely ra, tsy ampy ra

Fivaditsoratra  8 lanary, lañary, 9 lany ra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02